<-
->

Rom / Rm 8:2 For the law of the Spirit of life in Christ Jesus hath made me free from the law of sin and death. Fa ao amin' i Kristy Jesosy ny lalàn' ny Fanahin' aina no nahafaka ahy tamin' ny lalàn' ny fahotana sy ny fahafatesana. fa ny lalàn' ny Fanahin' aina no nanafaka ahy tamin' ny fahotana sy ny fahafatesana, tamin' ny alalan' ny Kristy Jeso. La loi de l' Esprit qui donne la vie dans le Christ Jésus t' a affranchi de la loi du péché et de la mort.