<-
->

Rom / Rm 4:19 And being not weak in faith, he considered not his own body now dead, when he was about an hundred years old, neither yet the deadness of Sarah' s womb: Ary satria tsy mba nalemy finoana izy, dia nihevitra ny tenany izay efa hoatra ny maty (fa efa tokony ho zato taona izy) sy ny fahafatesan' ny kibon' i Saraha, Sady tsy mba nalemy finoana izy, fa tsy noheveriny akory ity tenany efa hoatra ny maty (efa tokony ho zato taona izy fahizany), sy izato kibon' i Sarà efa ritra aina. C' est d' une foi sans défaillance qu' il considéra son corps déjà mort - il avait quelque cent ans - et le sein de Sara, mort également ;