<-
->

Rom / Rm 4:16 Therefore it is of faith, that it might be by grace; to the end the promise might be sure to all the seed; not to that only which is of the law, but to that also which is of the faith of Abraham; who is the father of us all, Koa finoana no andovana, mba ho araka ny fahasoavana, hahatò ny teny fikasana ho an' ny taranaka rehetra,- tsy ho an' izay amin' ny lalàna ihany, fa ho an' izay amin' ny finoan' i Abrahama koa, dia ilay razantsika rehetra - Koa ny finoana no andovana, mba ho araka ny fahasoavana, ka ho mafy ho an' ny taranaka rehetra ny fampanantenana, dia tsy ho an' izay amin' ny Lalàna ihany, fa ho an' izay amin' ny finoan' i Abrahama koa, satria raintsika rehetra izy, Aussi dépend-il de la foi, afin d'être don gracieux, et qu' ainsi la promesse soit assurée à toute la descendance, qui se réclame non de la Loi seulement, mais encore de la foi d' Abraham, notre père à tous,