<-
->

Rom / Rm 14:13 Let us not therefore judge one another any more: but judge this rather, that no man put a stumblingblock or an occasion to fall in his brother' s way. Koa aza mifampitsara intsony isika; fa aleo mihevitra izao, dia ny tsy hanisy fandavoana na fanafintohinana eo anoloan' ny rahalahy. Ka aoka tsy hifampitsara intsony isika rehetra; fa izao no tsarao, dia ny tsy hanisy fandavoana na fanafintohinana eo anoloan' ny rahalahy. Finissons-en donc avec ces jugements les uns sur les autres : jugez plutôt qu' il ne faut rien mettre devant votre frère qui le fasse buter ou tomber. -