<-
->

Asa 7:58 And cast him out of the city, and stoned him: and the witnesses laid down their clothes at a young man' s feet, whose name was Saul. dia nandroaka azy ho eny ivelan' ny tanàna ka nitora-bato azy; ary ireo vavolombelona dia nametraka ny fitafiany teo anilan' ny tongotry ny zatovo anankiray atao hoe Saoly. Raha mbola nitora-bato azy izy ireo, i Etiena kosa nivavaka nanao hoe: Jeso Tompo ô! raiso ny fanahiko. le poussèrent hors de la ville et se mirent à le lapider. Les témoins avaient déposé leurs vêtements aux pieds d' un jeune homme appelé Saul.