<-
->

Asa 7:55 But he, being full of the Holy Ghost, looked up stedfastly into heaven, and saw the glory of God, and Jesus standing on the right hand of God, Fa Stefana, feno ny Fanahy Masina, dia nibanjina ny lanitra ka nahita ny voninahitr' Andriamanitra sy Jesosy nitsangana teo ankavanan' Andriamanitra, Fa Etiena kosa feno ny Fanahy Masina dia nibanjina ny lanitra, ka nahita ny voninahitr' Andriamanitra sy Jeso nitsangana teo an-kavanan' Andriamanitra, ary nanao hoe: Indro hitako ny lanitra misokatra, mbamin' ny Zanak' olona mitsangana eo an-kavanan' Andriamanitra. Tout rempli de l' Esprit Saint, il fixa son regard vers le ciel ; il vit alors la gloire de Dieu et Jésus debout à la droite de Dieu.