<-
->

Asa 7:44 Our fathers had the tabernacle of witness in the wilderness, as he had appointed, speaking unto Moses, that he should make it according to the fashion that he had seen. Ny trano-lain' ny Vavolombelona dia teo amin' ny razantsika tany an-efitra, tahaka ny voatendrin' izay niteny tamin' i Mosesy mba hanaovany azy araka ny endrika izay efa hitany. Ny tranolain' ny fanekena dia tao amin' ny razantsika tany an' efitra, araka ny didin' ilay nilaza tamin' i Moizy hanao azy araka ny marika efa hitany. " Nos pères au désert avaient la Tente du Témoignage, ainsi qu' en avait disposé Celui qui parlait à Moïse, lui enjoignant de la faire suivant le modèle qu' il avait vu.