<-
->

Asa 7:4 Then came he out of the land of the Chaldaeans, and dwelt in Charran: and from thence, when his father was dead, he removed him into this land, wherein ye now dwell. Dia niala tamin' ny tanin' ny Kaldeana izy ka nonina tany Harana; ary rehefa maty ny rainy, dia nafindran' Andriamanitra niala teo izy hankany amin' ny tany izay onenanareo ankehitriny. Dia niala tamin' ny tanin' ny Kaldeana izy ka nonina tany Haràna. Ary nony maty rainy, dia nasain' Andriamanitra hifindra amin' ity tany onenanareo ankehitriny ity izy. Il quitta alors le pays des Chaldéens pour s'établir à Harân. C' est de là, après la mort de son père, que Dieu le fit passer dans ce pays où vous habitez maintenant.