<-
->

Asa 5:41 And they departed from the presence of the council, rejoicing that they were counted worthy to suffer shame for his name. Ary ireo dia niala teo anatrehan' ny Synedriona, sady faly, satria natao miendrika hitondra fahafaham-baraka ho voninahitr' izany anarana izany. Nony niala tamin' ny Sanedrina ny Apostoly, dia nandeha an-kafaliana, satria natao ho mendrika ny hitondra fahafaham-baraka noho ny anaran' i Jeso. Pour eux, ils s' en allèrent du Sanhédrin, tout joyeux d' avoir été jugés dignes de subir des outrages pour le Nom.