<-
->

Asa 4:27 For of a truth against thy holy child Jesus, whom thou hast anointed, both Herod, and Pontius Pilate, with the Gentiles, and the people of Israel, were gathered together, Fa efa niangona marina tokoa teto amin' ity tanàna ity Heroda sy Pontio Pilato mbamin' ny jentilisa sy ny olona Isiraely hanohitra ny Mpanomponao Masina, dia Jesosy Izay nohosoranao, Fa efa nikaon-doha marina tokoa teto amin' ity tanàna ity Heroda sy Pontsy Pilaty ary ny jentily mbamin' ny vahoaka Israely hanohitra an' i Jeso Mpanomponao masina voahosotrao, Oui vraiment, ils se sont rassemblés dans cette ville contre ton saint serviteur Jésus, que tu as oint, Hérode et Ponce-Pilate avec les nations païennes et les peuples d' Israël,