<-
->

Asa 4:2 Being grieved that they taught the people, and preached through Jesus the resurrection from the dead. fa sosotra izy noho ny nampianaran' ny Apostoly ny vahoaka sy ny nitoriany tamin' ny alalan' i Jesosy ny fitsanganana amin' ny maty. fa sosotra izy ireo noho ny nampianaran' izy roa lahy ny vahoaka sy nitoriany ny fitsanganan' ny maty efa hita tamin' i Jeso-Kristy, contrariés de les voir enseigner le peuple et annoncer en la personne de Jésus la résurrection des morts.