<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 28:17 | And it came to pass, that after three days |
Ary rehefa afaka hateloana, dia nampanalain' i Paoly hiangona izay lohandohany tamin' ny Jiosy; ary rehefa niangona ireo, dia hoy izy taminy: Ry rahalahy, izaho dia mpifatotra avy tany Jerosalema natolotra teo an-tànan' ny Romana, na dia tsy diso tamin' ny firenentsika aza, na tamin' ny fanaon-drazana; | Nony afaka hateloana, dia nampiantsoin' i Paoly ny lohandohan' ny Jody, ka nony tafavory izy ireo dia hoy izy taminy: Ry rahalahy, izaho dia nafatotra hatrany Jerosalema sy natolotra teo an-tànan' ny Romana, na dia tsy nanao na inona na inona manohitra ny firenentsika sy ny fanaon-drazantsika aza. | Trois jours après, il convoqua les notables juifs. Lorsqu' ils furent réunis, il leur dit : " Frères, alors que je n' avais rien fait contre notre peuple ni contre les coutumes des pères, j' ai été arrêté à |