<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 28:15 | And from thence, when the brethren heard of us, they came to meet us as far as |
Ary nony nahare ny dianay ny rahalahy tany, dia tonga izy nitsena anay hatrany amin' ny Tsenan' Apio sy ny Tranombahiny Telo; raha nahita azy Paoly, dia nisaotra an' Andriamanitra izy ka nahazo toky. | Vao nandre anay tonga ny tao an-tanàna, dia tamy nitsena anay hatrany an-tsenan' i Apiosa sy Tranombahinitelo. Nony nahita azy ireo i Paoly dia nisaotra an' Andriamanitra sady nahazo toky erý. | Les frères de cette ville, informés de notre arrivée, vinrent à notre rencontre jusqu' au |