<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 26:18 | To open their eyes, and to turn them from darkness to light, and from the power of |
hampahiratra ny masony hialany amin' ny maizina ho amin' ny mazava, ary amin' ny fahefan' i Satana ho amin' Andriamanitra, mba hahazoany famelan-keloka sy lova eo amin' izay nohamasinina noho ny finoana Ahy. | mba hampahiratra ny mason' izy ireo, hialany amin' ny maizina ho amin' ny mazava, sy avy amin' ny fahefan' i Satana ho amin' Andriamanitra, ka hahazoany famelan-keloka sy lova miaraka amin' ny olo-masina noho ny finoana ahy. | pour leur ouvrir les yeux, afin qu' elles reviennent des ténèbres à la lumière et de l' empire de |