<-
->

Asa 23:27 This man was taken of the Jews, and should have been killed of them: then came I with an army, and rescued him, having understood that he was a Roman. Ity lehilahy ity dia nosamborin' ny Jiosy ka efa saiky novonoiny; fa nony fantatro fa Romana izy, dia nitondra ny miaramila aho ka namonjy azy. Nosamborin' ny Jody ity lehilahy ity, ary efa ndeha hovonoiny; nefa nony fantatro fa hoe Romana izy, dia nitondra miaramila aho ka nanafaka azy. L' homme que voici avait été pris par les Juifs, et ils allaient le tuer, quand j' arrivai avec la troupe et le leur arrachai, ayant appris qu' il était citoyen romain.