<-
->

Asa 17:7 Whom Jason hath received: and these all do contrary to the decrees of Caesar, saying that there is another king, one Jesus. ary efa nampandrosoin' i Jasona izy, ka izy rehetra ireo manohitra ny tenin' i Kaisara, satria izy milaza fa misy mpanjaka hafa, dia Jesosy. ka noraisin' i Jasòna; nefa manohitra ny tenin' i Sezara izy ireo, satria milaza fa misy mpanjaka hafa koa, dia Jeso. et Jason les reçoit chez lui. Tous ces gens-là contreviennent aux édits de César en affirmant qu' il y a un autre roi, Jésus. "