<-
->

Asa 17:17 Therefore disputed he in the synagogue with the Jews, and with the devout persons, and in the market daily with them that met with him. Ary izy niady hevitra tamin' ny Jiosy sy ny proselyta tao amin' ny synagoga sy tamin' izay tafavory tany an-tsena isan' andro. Koa dia niady hevitra tamin' ny Jody sy ny proselita tao amin' ny sinagoga izy, ary tamin' izay tafavory tao an-kianja isan' andro. Il s' entretenait donc à la synagogue avec des Juifs et ceux qui adoraient Dieu, et sur l' agora, tous les jours, avec les passants.