<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 17:15 | And they that conducted |
Ary izay nanatitra an' i Paoly dia nitondra azy nankany Atena; ary rehefa nahazo teny holazainy amin' i Silasy sy Timoty izy mba hankanesan' izy roa lahy any aminy faingana, dia lasa nandeha ireo. | Niaraka tamin' i Paoly hatrany Atena ry zareo nanatitra azy; rahefa izany dia nohafaran' i Paoly handefa an' i Silasy sy Timote hanatona azy faingana izy ireo, dia lasa. | Ceux qui escortaient |