<-
->

Asa 15:5 But there rose up certain of the sect of the Pharisees which believed, saying, That it was needful to circumcise them, and to command them to keep the law of Moses. Fa ny mino sasany, izay isan' ny antokon' ny Fariseo kosa, dia nitsangana ka nanao hoe: Tsy maintsy forana ireny ka asaina mitandrina ny lalàn' i Mosesy. Fa mba nitsangana kosa ny mpino sasany tariky ny Farisiana, ka nanao hoe: Tsy maintsy hoforana ny jentily, sy didiana hanaraka ny Lalàn' i Moizy. Mais certaines gens du parti des Pharisiens qui étaient devenus croyants intervinrent pour déclarer qu' il fallait circoncire les païens et leur enjoindre d' observer la Loi de Moïse.