<-
->

Asa 15:21 For Moses of old time hath in every city them that preach him, being read in the synagogues every sabbath day. Fa hatramin' ny razana fahiny dia manana izay mitory azy ao amin' ny isan-tanàna Mosesy, fa vakina ao amin' ny synagoga rehetra isan-tSabata ny teniny. Fa hatramin' ny taranaka mifanesy hatry ny ela dia manana izay mitory azy isan-tanàna rehetra Moizy, satria vakina ao amin' ny sinagoga isan-tsabata ny teniny. Car depuis les temps anciens Moïse a dans chaque ville ses prédicateurs, qui le lisent dans les synagogues tous les jours de sabbat. "