<-
->

Asa 15:14 Simeon hath declared how God at the first did visit the Gentiles, to take out of them a people for his name. Simeona efa nanambara izay nitsinjovan' Andriamanitra ny jentilisa tamin' ny voalohany hanalany olona aminy hankalazana ny anarany. Ny amin' ny namangian' Andriamanitra ny jentily aloha, mba hangalany vahoaka hanaja ny anarany amin' izy ireo, dia efa voatantaran' i Simona. Syméon a exposé comment, dès le début, Dieu a pris soin de tirer d' entre les païens un peuple réservé à son Nom.