<-
->

Asa 15:1 And certain men which came down from Judaea taught the brethren, and said, Except ye be circumcised after the manner of Moses, ye cannot be saved. Ary ny olona sasany izay nidina avy tany Jodia nampianatra ny rahalahy hoe: Raha tsy forana araka ny fanaon' i Mosesy ianareo, dia tsy azo vonjena. Ary nisy olona avy tany Jodea nampianatra ny rahalahy hoe: Raha tsy foràna araka ny Lalàn' i Moizy hianareo, dia tsy ho voavonjy. Cependant certaines gens descendus de Judée enseignaient aux frères : " Si vous ne vous faites pas circoncire suivant l' usage qui vient de Moïse, vous ne pouvez être sauvés. "