<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 13:33 | dia ny nahatanterahan' Andriamanitra izany tamin' ny zanatsika, raha nanangana an' i Jesosy Izy, araka ny voasoratra eo amin' ny Salamo faharoa hoe: Zanako Hianao, Izaho niteraka Anao androany (Sal. 2. 7). | fa notanterahin' Andriamanitra tamintsika zanak' izy ireo izany, tamin' ny nananganany an' i Jeso tamin' ny maty, araka izay voasoratra amin' ny Salamo faharoa hoe: Zanako hianao; izaho no niteraka anao androany. |