<-
->

Asa 12:12 And when he had considered the thing, he came to the house of Mary the mother of John, whose surname was Mark; where many were gathered together praying. Ary rehefa fantany tsara izany, dia nankany an-tranon' i Maria, renin' i Jaona, izay atao hoe koa Marka, izy; ary nisy olona maro niangona nivavaka tao. Dia nieritreritra kely izy aloha vao nankany an-tranon' i Maria renin' i Joany, izay atao hoe Marka; olona maro no tafavory nivavaka tao. Et s'étant reconnu, il se rendit à la maison de Marie, mère de Jean, surnommé Marc, où une assemblée assez nombreuse s'était réunie et priait.