<-
->

Asa 11:20 And some of them were men of Cyprus and Cyrene, which, when they were come to Antioch, spake unto the Grecians, preaching the Lord Jesus. Ary ny sasany tamin' ireny, dia lehilahy avy any Kyprosy sy Kyrena izay tonga tany Antiokia, dia niresaka tamin' ny jentilisa koa ka nitory an' i Jesosy Tompo. Ny sasany tamin' izy ireo anefa izay lehilahy avy any Sipra sy Sirena, dia mba nisy niteny tamin' ny Greka ihany nony tonga tao Antiokia, nitory an' i Jeso Tompo. Il y avait toutefois parmi eux quelques Chypriotes et Cyrénéens qui, venus à Antioche, s' adressaient aussi aux Grecs, leur annonçant la Bonne Nouvelle du Seigneur Jésus.