<-
->

Asa 10:28 And he said unto them, Ye know how that it is an unlawful thing for a man that is a Jew to keep company, or come unto one of another nation; but God hath shewed me that I should not call any man common or unclean. Dia hoy izy taminy: Hianareo mahalala fa fady amin' ny Jiosy ny hanan-draharaha na hiantrano amin' ny olona hafa firenena; nefa izaho efa nampahafantarin' Andriamanitra fa tsy misy olona azoko atao hoe fady na tsy madio. Dia hoy izy tamin' izy ireo: Fantatrareo fa fady amin' ny Jody ny mikambana amin' ny jentily na ny miantrano ao aminy; nefa nasehon' Andriamanitra ahy, fa tsy misy olona azoko atao hoe maloto na tsy madio. et il leur dit : " Vous le savez, il est absolument interdit à un Juif de frayer avec un étranger ou d' entrer chez lui. Mais Dieu vient de me montrer, à moi, qu' il ne faut appeler aucun homme souillé ou impur.