<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 1:4 | And, being assembled together with them, commanded them that they should not depart from |
Ary raha niara-niangona teo aminy Jesosy, dia namepetra azy tsy hiala an' i Jerosalema, fa hiandry ny teny fikasan' ny Ray, izay efa renareo tamiko, hoy Izy; | Ary ilay niaraka tamin' izy ireo iny izy, dia nanafatra azy mba tsy hiala ao Jerosalema, fa hiandry izay nampanantenain' ny Ray, araka ny efa renareo tamin' ny vavako, hoy izy. | Alors, au cours d' un repas qu' il partageait avec eux, il leur enjoignit de ne pas s' |