<-
->

Asa 1:14 These all continued with one accord in prayer and supplication, with the women, and Mary the mother of Jesus, and with his brethren. Ireo rehetra ireo niray saina naharitra nivavaka mbamin' ny vehivavy sy Maria, renin' i Jesosy, ary ny rahalahiny. Niray saina izy rehetra, ary naharitra nivavaka niaraka tamin' ny vehivavy sasany, sy Maria renin' i Jeso, ary ny rahalahiny. Tous d' un même coeur étaient assidus à la prière avec quelques femmes, dont Marie mère de Jésus, et avec ses frères.