<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 9:22 | These words spake his parents, because they feared the |
Izany teny izany no nolazain' ny ray aman-dreniny, satria natahotra ny Jiosy izy; fa efa nifanaiky rahateo ny Jiosy fa raha misy manaiky Azy ho Kristy dia horoahina hiala amin' ny synagoga. | Ny ray aman-dreniny no nilaza izany, dia noho izy natahotra ny Jody, satria efa nifanaiky ny Jody fa horoahina amin' ny sinagoga izay hanaiky an' i Jeso ho Kristy, | Ses parents dirent cela parce qu' ils avaient peur des |