<-
->

Jao / Jo 8:59 Then took they up stones to cast at him: but Jesus hid himself, and went out of the temple, going through the midst of them, and so passed by. Dia naka vato hitoraka Azy ny olona; fa Jesosy niery ka niala teo an-kianjan' ny tempoly. Tamin' izay naka vato izy ireo hitorahana azy; fa niery Jeso ka nivoaka ny tempoly. Ils ramassèrent alors des pierres pour les lui jeter ; mais Jésus se déroba et sortit du Temple.