<-
->

Jao / Jo 8:40 But now ye seek to kill me, a man that hath told you the truth, which I have heard of God: this did not Abraham. Fa ankehitriny ianareo mitady hamono Ahy, Izay Lehilahy nilaza ny marina taminareo, dia izay efa reko tamin' Andriamanitra; tsy mba nanao izany Abrahama. Nefa mitady hamono ahy hianareo ankehitriny, dia izaho izay nilaza taminareo ny marina reko tamin' Andriamanitra: tsy asan' i Abrahama izany. Or maintenant vous cherchez à me tuer, moi, un homme qui vous ai dit la vérité, que j' ai entendue de Dieu. Cela, Abraham ne l' a pas fait !