<-
->

Jao / Jo 8:19 Then said they unto him, Where is thy Father? Jesus answered, Ye neither know me, nor my Father: if ye had known me, ye should have known my Father also. Dia hoy ireo taminy: Aiza izay Rainao? Jesosy namaly hoe: Samy tsy fantatrareo, na Izaho, na ny Raiko; raha nahalala Ahy ianareo, dia ho nahalala ny Raiko koa. Dia hoy ry zareo taminy: Aiza ny Rainao? Fa Jeso namaly hoe: Samy tsy fantatrareo na izaho na ny Raiko; fa raha mahalala ahy hianareo, dia ho nahalala ny Raiko koa. Ils lui disaient donc : " Où est ton Père ? " Jésus répondit : " Vous ne connaissez ni moi ni mon Père ; si vous me connaissiez, vous connaîtriez aussi mon Père. "