<-
->

Jao / Jo 8:12 Then spake Jesus again unto them, saying, I am the light of the world: he that followeth me shall not walk in darkness, but shall have the light of life. Ary Jesosy niteny tamin' ny olona indray ka nanao hoe: Izaho no fahazavan' izao tontolo izao; izay manaraka Ahy tsy mba handeha amin' ny maizina, fa hanana ny fahazavan' aina. Ary niteny tamin' ny olona indray Jeso, ka nanao hoe: Izaho no fahazavan' izao tontolo izao: izay manaraka ahy tsy mandeha amin' ny maizina, fa hanana ny fahazavan' ny fiainana. De nouveau Jésus leur adressa la parole et dit : " Je suis la lumière du monde. Qui me suit ne marchera pas dans les ténèbres, mais aura la lumière de la vie. "