<-
->

Jao / Jo 7:6 Then Jesus said unto them, My time is not yet come: but your time is alway ready. Dia hoy Jesosy taminy: Tsy mbola tonga ny fotoako; fa ny fotoanareo dia vonona lalandava. Dia hoy Jeso taminy: Tsy mbola tonga ny fotoako, fa ny fotoanareo no eo mandrakariva. Jésus leur dit alors : " Mon temps n' est pas encore venu, tandis que le vôtre est toujours prêt.