<-
->

Jao / Jo 7:37 In the last day, that great day of the feast, Jesus stood and cried, saying, If any man thirst, let him come unto me, and drink. Ary tamin' ny andro farany, izay andro lehibe tamin' ny andro firavoravoana, dia nitsangana Jesosy ka niantso nanao hoe: Raha misy olona mangetaheta, aoka izy hanatona Ahy ka hisotro. Tamin' ny andro lehibe famaranana ny fety, dia nitsangana Jeso ka niantso hoe: Raha misy mangetaheta, aoka izy hanatona ahy ka hisotro. Le dernier jour de la fête, le grand jour, Jésus, debout, s'écria : " Si quelqu' un a soif, qu' il vienne à moi, et qu' il boive,