<-
->

Jao / Jo 7:23 If a man on the sabbath day receive circumcision, that the law of Moses should not be broken; are ye angry at me, because I have made a man every whit whole on the sabbath day? Raha amin' ny Sabata aza no amorana olona, mba tsy hahafoana ny lalàn' i Mosesy, dia tezitra amiko va ianareo, satria nisy olona anankiray nataoko sitrana avokoa ny tenany rehetra tamin' ny Sabata. Ka raha forana ny olona na dia amin' ny sabata aza, mba tsy hofoanana ny Lalàn' i Moizy, nahoana no dia tezitra amiko hianareo, raha lehilahy anankiray no mba nositraniko tamin' ny sabata ny tenany manontolo? Alors, un homme reçoit la circoncision, le jour du sabbat, pour que ne soit pas enfreinte la Loi de Moïse, et vous vous indignez contre moi parce que j' ai guéri un homme tout entier le jour du Sabbat ?