<-
->

Jao / Jo 6:53 Then Jesus said unto them, Verily, verily, I say unto you, Except ye eat the flesh of the Son of man, and drink his blood, ye have no life in you. Fa hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha tsy mihinana ny nofon' ny Zanak' olona sy misotro ny ràny ianareo, dia tsy manana fiainana ao aminareo. Dia nifanditra ny Jody nanao hoe: Hataon' ilay io ahoana àry no fanome antsika ny nofony hohanina? Alors Jésus leur dit : " En vérité, en vérité, je vous le dis, si vous ne mangez la chair du Fils de l' homme et ne buvez son sang, vous n' aurez pas la vie en vous.