<-
->

Jao / Jo 6:35 And Jesus said unto them, I am the bread of life: he that cometh to me shall never hunger; and he that believeth on me shall never thirst. Hoy Jesosy taminy: Izaho no mofon' aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony. Dia hoy Jeso taminy: Izaho no mofon' aina; izay manatona ahy tsy mba ho noana intsony, ary izay mino ahy tsy hangetaheta mandrakizay. Jésus leur dit : " Je suis le pain de vie. Qui vient à moi n' aura jamais faim ; qui croit en moi n' aura jamais soif.