<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 6:22 | The day following, when the people which stood on the other side of the sea saw that there was none other boat there, save that one whereinto his disciples were entered, and that |
Nony ampitson' iny ny vahoaka izay nijanona teny am-pitan' ny ranomasina dia nahita fa tsy nisy sambokely hafa teo afa-tsy iray ihany, ary Jesosy tsy mba niara-niondrana an-tsambokely tamin' ny mpianany, fa ny mpianany ihany no nandeha, | Nony ampitso, tsaroan' ny vahoaka izay nijanona teny an-dafin' ny ranomasina fa tsy nisy afatsy sambo kely anankiray no teo, ary Jeso tsy niara-niondrana an-tsambo tamin' ny mpianany, fa ny mpianany ihany no nandeha; | Le lendemain, la foule qui se tenait de l' autre côté de la mer vit qu' il n' y avait eu là qu' une barque et que |