<-
->

Jao / Jo 6:17 And entered into a ship, and went over the sea toward Capernaum. And it was now dark, and Jesus was not come to them. Ary niondrana an-tsambokely izy, dia nita ny ranomasina nankany Kapernaomy. Ary efa maizina ny andro tamin' izay, nefa Jesosy tsy mbola tonga tany aminy. dia niondrana tamin' ny sambo kely ka nita ny ranomasina ho any Kafarnaoma. Efa alina ny andro tamin' izay, nefa tsy mbola tonga teo aminy Jeso, et, montant en bateau, ils se rendaient de l' autre côté de la mer, à Capharnaüm. Il faisait déjà nuit ; Jésus n'était pas encore venu les rejoindre ;