<-
->

Jao / Jo 6:15 When Jesus therefore perceived that they would come and take him by force, to make him a king, he departed again into a mountain himself alone. Ary rehefa fantatr' i Jesosy fa efa ho avy ny olona haka Azy an-keriny hataony mpanjaka, dia niala ka lasa indray Izy irery nankany an-tendrombohitra.. Dia fantatr' i Jeso fa ho avy haka azy an-keriny hatao mpanjaka izy ireo, ka lasa indray izy irery nankany an-tendrombohitra. Alors Jésus, se rendant compte qu' ils allaient venir s' emparer de lui pour le faire roi, s' enfuit à nouveau dans la montagne, tout seul.