<-
->

Jao / Jo 5:19 Then answered Jesus and said unto them, Verily, verily, I say unto you, The Son can do nothing of himself, but what he seeth the Father do: for what things soever he doeth, these also doeth the Son likewise. Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Ny Zanaka tsy mahazo manao na inona na inona ho Azy, afa-tsy izay hitany ataon' ny Ray; fa na inona na inona no ataon' ny Ray dia toy izany koa no ataon' ny Zanaka. Lazaiko marina dia marina aminareo: Tsy mahazo manao na inona na inona ho azy ny Zanaka, afa-tsy izay hitany ataon' ny Ray; ary izay rehetra ataon' ny Ray dia ataon' ny Zanaka koa. Jésus reprit donc la parole et leur dit : " En vérité, en vérité, je vous le dis, le Fils ne peut rien faire de lui-même, qu' il ne le voie faire au Père ; ce que fait celui-ci, le Fils le fait pareillement.