<-
->

Jao / Jo 3:3 Jesus answered and said unto him, Verily, verily, I say unto thee, Except a man be born again, he cannot see the kingdom of God. Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha tsy ateraka indray ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan' Andriamanitra. Dia namaly Jeso ka nanao taminy hoe: Lazaiko marina dia marina aminao fa raha tsy ateraka indray ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan' Andriamanitra. Jésus lui répondit : " En vérité, en vérité, je te le dis, à moins de naître d' en haut, nul ne peut voir le Royaume de Dieu. "