<-
->

Jao / Jo 20:2 Then she runneth, and cometh to Simon Peter, and to the other disciple, whom Jesus loved, and saith unto them, They have taken away the Lord out of the sepulchre, and we know not where they have laid him. Dia nihazakazaka nankany amin' i Simona Petera sy ilay mpianatra tian' i Jesosy izy ka nanao taminy hoe: Nalain' olona tao am-pasana ny Tompo, ka tsy fantatray izay nametrahany Azy. Dia lasa izy nihazakazaka nankany amin' i Simona Piera sy ilay mpianatra malalan' i Jeso, ka nanao tamin' ireo hoe: Nalain' olona tao am-pasana ny Tompo, ka tsy fantatray izay nametrahany azy. Elle court alors et vint trouver Simon-Pierre, ainsi que l' autre disciple, celui que Jésus aimait, et elle leur dit : " On a enlevé le Seigneur du tombeau et nous ne savons pas où on l' a mis. "