<-
->

Jao / Jo 20:18 Mary Magdalene came and told the disciples that she had seen the Lord, and that he had spoken these things unto her. Dia tonga Maria Magdalena ka nilaza tamin' ny mpianatra hoe: Efa nahita ny Tompo aho, sady izany teny izany no nolazainy taminy. Dia lasa Maria Madelena ka nilaza tamin' ny mpianatra hoe: Efa nahita ny Tompo aho, ary izany no nolazainy tamiko. Marie de Magdala vient annoncer aux disciples qu' elle a vu le Seigneur et qu' il lui a dit cela.