<-
->

Jao / Jo 19:9 And went again into the judgment hall, and saith unto Jesus, Whence art thou? But Jesus gave him no answer. dia niditra tao anati-rova indray izy ka nanao tamin' i Jesosy hoe: Avy aiza moa Hianao? Fa tsy namaly azy akory Jesosy. Ary niditra tao an-trano indray izy ka nanao tamin' i Jeso hoe: Avy aiza moa hianao? Fa tsy namaly azy Jeso. Il entra de nouveau dans le prétoire et dit à Jésus : " D' où es-tu ? " Mais Jésus ne lui donna pas de réponse.