<-
->

Jao / Jo 19:3 And said, Hail, King of the Jews! and they smote him with their hands. dia nanatona Azy ireo ka niteny hoe: Arahaba, ry Mpanjakan' ny Jiosy! sady namely tahamaina Azy izy. Rahefa izany, dia nanatona azy izy ireo, ka sady namely tehamaina azy no nanao hoe: Arahaba, ry Mpanjakan' ny Jody. et ils s' avançaient vers lui et disaient : " Salut, roi des Juifs ! " Et ils lui donnaient des coups.