<-
->

Jao / Jo 19:21 Then said the chief priests of the Jews to Pilate, Write not, The King of the Jews; but that he said, I am King of the Jews. Ary noho izany ny lohan' ny mpisorona tamin' ny Jiosy dia nanao tamin' i Pilato hoe; Aza soratana hoe: Mpanjakan' ny Jiosy; fa izao: Izy no nilaza hoe: Mpanjakan' ny Jiosy Aho. Ka hoy ny mpisoron' ny Jody tamin' i Pilaty: Aza atao hoe mpanjakan' ny Jody, fa hoe izy nilaza hoe: Mpanjakan' ny Jody aho. Les grands prêtres des Juifs dirent à Pilate : " N'écris pas : "Le roi des Juifs", mais : "Cet homme a dit : Je suis le roi des Juifs. " "