<-
->

Jao / Jo 19:12 And from thenceforth Pilate sought to release him: but the Jews cried out, saying, If thou let this man go, thou art not Caesar' s friend: whosoever maketh himself a king speaketh against Caesar. Ary hatramin' izany dia nitady handefa Azy Pilato; nefa ny Jiosy niantso ka nanao hoe: Raha alefanao io Lehilahy io, dia tsy mba sakaizan' i Kaisara ianao; fa izay rehetra manao ny tenany ho mpanjaka dia manao teny manohitra an' i Kaisara. Hatramin' izay dia nitady handefa azy Pilaty. Fa nantsointsoin' ny Jody hoe: Raha mandefa io hianao, dia tsy mba sakaizan' i Sezara, satria izay manao ny tenany ho mpanjaka dia mitsanga-kanohitra an' i Sezara. Dès lors Pilate cherchait à le relâcher. Mais les Juifs vociféraient, disant : " Si tu le relâches, tu n' es pas ami de César : quiconque se fait roi, s' oppose à César. "