<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 18:20 | Jesosy namaly azy hoe: Izaho niteny miharihary tamin' izao tontolo izao; Izaho nampianatra mandrakariva tao amin' ny synagoga sy ny kianjan' ny tempoly, izay iangonan' ny Jiosy rehetra; ary tsy nisy nolazaiko tao amin' ny takona; | ka hoy Jeso namaly azy: Niteny am-pahibemaso tamin' ny olona rehetra aho, ary nampianatra mandrakariva tao amin' ny sinagoga sy ny tempoly, izay ivorian' ny Jody rehetra, fa tsy nilaza na inona na inona an-takona; |